18/09/2024
Izahay ato amin'ny Bira Fabricks Sarlu dia mamokatra ireto Vokatra manaraka ireto :
🧱 Tomette : Carreaux Hexagone na carré, afaka mampandidy Octogone ihany koa.
Afaka atao intérieur anaty Chambre à Coucher (mahana tsara sady tsy sarotra diovina 🛏️), no afaka atao extérieur amin'ny lavarangana, tokotany sns... 🌿
🔥 Brique réfractaire : Ho an'ny asa rehetra manakaiky afo.
Normal ho an'ny Four à pizza, cheminée, na Lafaoro rehetra, ary Usine kosa ho an'ny Chaudière na Incinérateur sns...
🏠 Briquette de parement mural : Afaka atao haingony trano, amin'ny Bar na Tamboho ary ireo décorations rehetra hitiavantsika azy 🎨.
🚚 Mivarotra Produit non-sady manao installation ireto manaraka ireto :
🍕 Four Panyol : Four à pizza modèle italien
🍳 Fatana P**a : Ho an'ireo Communauté mila mahandro sakafo betsaka nefa mila mitsitsy fandrehetana (Masera, Mompera, Sekoly, Hotely, Cantine Orinasa, Base militaire sns...)
Mety amin'ny zavatra maina azo arehitra rehetra (Biomasse) : Kitay, Charbon, kolakola katsaka, voakesika sns...
💼 Mivarotra sous-produit ihany koa izahay toy ny :
Chamotte réfractaire : Ho atao liant na joint amin'ny Four à pizza na couche isolante 🧑🏭
Kitay : Ho an'ireo mila kitay kesika maina tsara
Ireo vokatranay ireo dia Pressée sous machine na vita amin'ny Machine manaraka fenitra tsara daholo ary arahana finition tanana mba hitazomana ny maha-asa-tanana azy ✅
📍 Bureau : Antanimenakely Antsirabe akaikin'ny Gendarmerie
☎️ 038 50 545 72
WhatsApp : 034 33 013 97
🚚 Mandefa amin'ny faritra rehetra 🌍