Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato

Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato Ny Tsenanao est un mini-market situé à Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky.

01/01/2025

✨Bonne année 2025 à tous✨
Nous sommes ouvert de 9h à 12h30, ce jour.

📍 Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, près du Casino Lucky

😊 TONGASOA 😊Lun-Sam : 7h30 à 21h00Dim : 10h à 13h 📞 +261.34.95.405.75📍 Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du ...
20/03/2024

😊 TONGASOA 😊
Lun-Sam : 7h30 à 21h00
Dim : 10h à 13h

📞 +261.34.95.405.75
📍 Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky

❗️Miarahaba antsika rehetra ❗️😊Ato amin'Ny Tsenanao no ahitanao ireo entana fampiasa amin'ny andavan'andro.⏱️Ora fisokaf...
19/03/2024

❗️Miarahaba antsika rehetra ❗️😊
Ato amin'Ny Tsenanao no ahitanao ireo entana fampiasa amin'ny andavan'andro.

⏱️Ora fisokafana ny alatsinainy ka hatramin'ny sabotsy dia @ 7:30 - 20:30
Ny alahady kosa dia @ 10:30 - 13h


📞Aza misalasala miantso raha misy entana tinao hanontanina manokana +261349540575
📍Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky

Omena lanja hatrany ny vokatra vita malagasy. Tsara sady mahasalama 💚👋🏽 KEK au beurre, Yaourt à boire Yaba, Fromage Niom...
14/02/2024

Omena lanja hatrany ny vokatra vita malagasy.
Tsara sady mahasalama 💚

👋🏽 KEK au beurre, Yaourt à boire Yaba, Fromage Niomilk, Tsak’Voanjo, Naya Glace, Pure Purée de Piment, sns maro hafa…

♦️ OUVERTURE ♦️Nous sommes de retour ! Efa misokatra izahay ary vonona ny handray anao ny Alatsinainy hatramin’ny Sabots...
13/02/2024

♦️ OUVERTURE ♦️Nous sommes de retour !
Efa misokatra izahay ary vonona ny handray anao ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy manomboka amin’ny 7h - 21h.

📍Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky.

KELY SISA ⏱️Misy fahatarana kely ny fisokafana fa tena kely sisa 🤏🏽 Afaka andro vitsivitsy dia miverina misokatra ho ana...
01/02/2024

KELY SISA ⏱️
Misy fahatarana kely ny fisokafana fa tena kely sisa 🤏🏽 Afaka andro vitsivitsy dia miverina misokatra ho anao izahay.
Miala tsiny indrindra ho an’ireo izay efa saika hiantsena, Misaotra anao nisafidy anay 😊

📍Ny Tsenanao, Ankadindravola ivato, à proximité du Casino Lucky.

80% LOADING ⏱️Manomana toerana vaovao, mahafinaritra, handraisana anareo izahay. Mandrapihaona ô 👋🏽
25/01/2024

80% LOADING ⏱️
Manomana toerana vaovao, mahafinaritra, handraisana anareo izahay.

Mandrapihaona ô 👋🏽

08/01/2024

💥 [ BIG PROMO ] 💥
⚠️ Ne ratez pas ⚠️ Jusqu’à demain :
*Yaourt SOCOLAIT : 1000ar au lieu de 1100ar
*Yaourt FARILAC : 1100ar au lieu de 1300ar
*Yaourt SOCOLAIT DOUBLE CREME : 1200ar au lieu de 1300ar
*Yaourt ITI : 900ar au lieu de 1000ar
*Yaourt YOPLAIT PM : 900ar au lieu de 1000r
*Yaourt YOPLAIT GM : 1400ar au lieu de 1500ar

📍Ny Tsenanao Ivato Ankadindravola, à proximité du Casino Lucky.

‼️CONGÉ ANNUEL‼️hanatsarana hatrany ny fandraisana anareo mpanjifa dia mihidy izahay ny 09 au 28 janvier 2024. Miverina ...
06/01/2024

‼️CONGÉ ANNUEL‼️
hanatsarana hatrany ny fandraisana anareo mpanjifa dia mihidy izahay ny 09 au 28 janvier 2024. Miverina misokatra kosa ny Alatsinainy 29 janvier 2024 amin’ny 07 ora maraina.
Miala tsiny indrindra amin’ny fikorotanana haterak’izany.
Misaotra indrindra dia mirary soa antsika rehetra.

📍Ny Tsenanao Ankadindravola, à proximité du Casino Lucky.

BONNE ANNÉE 2024 🎉Miverina misokatra amin’ny ora mahazatra izahay manomboka anio : *Lundi au samedi : 07h00 à 21h00*Dima...
02/01/2024

BONNE ANNÉE 2024 🎉

Miverina misokatra amin’ny ora mahazatra izahay manomboka anio :
*Lundi au samedi : 07h00 à 21h00
*Dimanche : 08h00 à 13h00

📍Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky.

Dia samy hahatratra ny rahampitso isika rehetra 🎉Ireto ny ora fisokafanay mandritrin’ny fety ny faran’taona. Miverina am...
31/12/2023

Dia samy hahatratra ny rahampitso isika rehetra 🎉
Ireto ny ora fisokafanay mandritrin’ny fety ny faran’taona.
Miverina amin’ny ora mahazatra ny Talata 02 janoary 2024.

Manaova fety mahafinaritra daholo ✨

📍Ny tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky

31/12/2023

Arabaina nahatratra ny farany✨
Ireto ary ny ora fisokafanay anio 31/12,
7h00 à 13h - 16h00 à minuit

Manaova fety sambatra daholo o! 📍Ny tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky
25/12/2023

Manaova fety sambatra daholo o!

📍Ny tsenanao Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky

🎄Ireto ny ora fisokafanay mandritry ny fetin’ny Noely. Miverina amin’ny ora fisokafana mahazatra ny 26 desambra 2023.Mir...
23/12/2023

🎄Ireto ny ora fisokafanay mandritry ny fetin’ny Noely. Miverina amin’ny ora fisokafana mahazatra ny 26 desambra 2023.
Mirary fety sambatra ho anareo !

📍Ny Tsenanao, Ankadindravola Ivato, à proximité du Casino Lucky.

Asina ity ve ? Iza no tia ?🤣🤣 Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato, Misokatra lundi au samedi 7:00 à 21:00 ary dimanche 7:00...
12/11/2023

Asina ity ve ? Iza no tia ?🤣🤣
Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato,
Misokatra lundi au samedi 7:00 à 21:00 ary dimanche 7:00 à 13:00

📍Ankadindravola, près du casino lucky

MIAM BE daholo ireo an😋 Iza @ ireto ilay tena ankafizinao ? 📍Ny Tsenanao, Ankadindravola Ivato akaikin’ny Casino Lucky
02/10/2023

MIAM BE daholo ireo an😋
Iza @ ireto ilay tena ankafizinao ?

📍Ny Tsenanao, Ankadindravola Ivato akaikin’ny Casino Lucky

TARIFS CHARGE VITOGAZ 4kg - 27.500Ar (consignation 27.000Ar)9kg - 63.000Ar (consignation 45.000Ar)12kg - 83.900Ar (consi...
28/09/2023

TARIFS CHARGE VITOGAZ

4kg - 27.500Ar (consignation 27.000Ar)
9kg - 63.000Ar (consignation 45.000Ar)
12kg - 83.900Ar (consignation 49.000Ar)

📍Ny Tsenanao, Ankadindravola Ivato akaikiny Casino Lucky.

Address

Ankadindravola Ivato
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:07
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 07:00 - 13:00

Telephone

+261349540575

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Tsenanao Ankadindravola Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share