GOD LIKE YOU
Tsy misy Andriamanitra tahaka Anao
God like You / CONCERT GDL 2019
Quebec
Jesosy no anjara soa
F A N A S A N A
«Ary izay mamerina ny maro ho amin’ ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria» Daniela 12.3
Fiangonana Fifohazam-panahy
Manolotrony eto Canada
(FFMC)
''Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany''. Jaona 1.12
Am-pifaliana no hanasana antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny alahady 16 septambra 2018 ho avy izao. Manomboka amin'ny 11 ora maraina ny fotoana. Hisy ny asa sy fampaherezana.
Toerana:
Centre Lucien Borne
100, chemin Sainte-Foy
Québec (Québec) G1R 1T2
Salle SS 202
Hanafana ny fotoana ny Groupe de Louange
Manentana ny raiamandreny hitondra ny ankizy hianatra Tenin'Andriamanitra amin'ny 10 ora sy sasany. Misy sakafom-pirahalahiana aorian'ny fotoana, koa manasa antsika samy hivimbina izay voatsirambin'ny tanana hifampizarana. Ny fitaovam-pihinana sy ny ranom-boankazo iantohan'ny Fiangonana.
-----------------------------------------------
Fifohazana Manolotrony Canada (FFMC)
Réveil et Action Canada
Site web : www.reveil-action.ca
Courriel : [email protected]
CULTE FFMC
Jesosy no anjara soa
F A N A S A N A
«Ary izay mamerina ny maro ho amin’ ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria» Daniela 12.3
Fiangonana Fifohazam-panahy
Manolotrony eto Canada
(FFMC)
Am-pifaliana no hanasana antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny alahady 02 septambra 2018 ho avy izao. Manomboka amin'ny 11 ora maraina ny fotoana. Hisy ny fandraisana fanasan'ny Tompo
Toerana:
Centre Lucien Borne
100, chemin Sainte-Foy
Québec (Québec) G1R 1T2
Salle 305 (3eme étage)
Hanafana ny fotoana ny Groupe de Louange
Manentana ny raiamandreny hitondra ny ankizy hianatra Tenin'Andriamanitra amin'ny 10 ora sy sasany. Misy sakafom-pirahalahiana aorian'ny fotoana, koa manasa antsika samy hivimbina izay voatsirambin'ny tanana hifampizarana. Ny fitaovam-pihinana sy ny ranom-boankazo iantohan'ny Fiangonana
"Hianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiko, Mba hahafantaranareo sy hinoanareo Ahy ka ho azonareo tsara fa Izaho no Izy; Talohako dia tsy nisy andriamanitra voaforona, sady tsy hisy handimby Ahy." Isaia 43.10
-----------------------------------------------
Fifohazana Manolotrony Canada (FFMC)
Réveil et Action Canada
Site web : www.reveil-action.ca
Courriel : [email protected]