16/09/2024
Ny biopro wc dia produits natao ho anny wc,(activateur bacterien izay mifototra amin ny hetsika arabiolojika)
Ny asany:
-mandevona Sy mampihetry NY maloto (mamadika azy ho lasa entona Sy ho lasa rano)
_manala fofona izy Raha somary manarapofona NY wc anareo
_manala NY tsentsina rehetra ihany koa izy zany hoe sady deboucheur no canalisation
-afaka miara miasa NY mache fer izy fa tsy Mila Manolo mache fer intsony ianareo
MARO NY TOMBOTSOA AZO
_TSY MILA MANAO VIDANGE ITSONY RAHA FENO NY WC
_TSY MILA MANAO WC VAOVAO INTSONY RAHA TERITERY NY TANANA
_TSY MILA MANIMBA NA MAMAKY FOSSE INTSONY.......