Agriculture moins dépendante aux intrants chimiques et plus résiliente face aux changements climatiques
🎤 « Zava-baovao hafakely ary tena misy iainana. Na dia ny zezika fotsiny aza, ny azy ady gasy daholo no atao. »
🎤 « C'est une véritable innovation, et les résultats obtenus contribuent à améliorer notre qualité de vie. Les engrais utilisés pour cette culture sont entièrement organiques, basés sur des savoir-faire locaux, ou "ady gasy". »
Nous remercions le Fonds Malgache de Formation Professionnelle d’avoir financé ce projet qui a permis à 98 producteurs, principalement des femmes, partenaires de mirary.coop, de se professionnaliser grâce à notre programme « Agriculture moins dépendante aux intrants chimiques et plus résiliente face aux changements climatiques ».
Trois nouvelles variétés de culture ont été introduites dans les communes d'Ambatofahavalo et d'Andramasina, toutes deux productrices de légumes pour Antananarivo, dont le piment "pilo kely", un ingrédient très recherché sur les marchés locaux et internationaux.
www.mirary.coop
Empowering Food Growers
#mirarycoop #agriculture #innovation #changementclimatique #raffiaingredients #sakaypilo #luffa #tithonia
🔥🎁 SUSPENS KELY 🎁🔥
👏🏼👏🏼 Mankasitraka antsika naharitra.
👏🏼👏🏼 Isaorana daholo ny mpandray anjara rehetra.
👋🏽👋🏽 Arahabaina manokana ireo 10 nahazo loka.
👉🏼👉🏼 Eo amin'ny commentaires ny anaran'ny mpandresy.
Misaotra tompoko.
#MIRARYMILALAO
MIRARY EST UNE MARQUE DEPOSSE
🔥🔥MANOMBOK'IZAO : MIRARY DIA MARIKA VOARAKITRA ARA-PANJAKANA
#ConsommezIntelligent
#ConsommezMalagasy
#Mirary #VitaMalagasy #Reharehantsika
🔥🔥 SALAMA Ô 😉
LALAO KOLONTSAINA MIRARY
Rehefa natao ny fisarihana tamin'ny valiny marina dia arahabaina i Erica Randriamaroson nahazo ny loka BON D'ACHAT 30.000 Ar.
Asaina ianao hifandray aminay ao amin'ny MP.
Isaorana isika rehetra nandray anjara.
Manome fotoana antsika amin'ny manaraka indray.
#Mirary #VitaMalagasy #Reharehantsika
Fitandremana Covid-19 rehefa miantsena
Aleo misoroka toy izay mitsabo.
Anjarantsika rehetra ny manakana ny fiparitahan'ny virus.
Arovy ny tenanao, arovy koa ny hafa.
#Covid19 #Mirary #VitaMalagasy #Reharehantsika
VALIN-DALAO
VALIN-DALAO
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy.
Ialana tsiny ety am-piandohana ny fahataran'ny fanomezana ny valin-dalao noho ny olana ara-teknika.
Isaorana eram-po ianareo nandray anjara tamin'ny lalao MIRARY MILALAO.
Araka ny valin-dalao dia arahabaina i @Piinkyvalsuanah Rakotovao (facebook.com/valsuanah.rakutoarimanana)
nahazo ny Bon d'achat 30.000 Ar hanjifana Vokatra Malagasy Ranoray.
Manasa anao izahay hifandray aminay amin'ny MP.
Santatra am-bava rano iny, koa manasa antsika hanaraka hatrany ny pejy.
MIrary soa.